OPERATION BEMIDINA TAO AMIN’NY FARI-PIADIDIAN’NY KAOMISARIA ANTANINANDRO : FANAMAFISANA NY POLISIMPIRENENA MANAKAIKY NY VAHOAKA

👉Fametrahana fandriampahalemana maharitra ✅Notarihin’ny Commissaire Central an’Antananarivo, ny Commissaire Principal de Police RAZAFINDAHY Manitra Fleurys sy ny lehiben’ny Distrika ao amin’ny boriborin-tany faha V Antananarivo, Ramatoa RASATA Volahasina, ny hetsika Bemidina teny amin’ny faripiadidian’ny Kaomisarian’ny boriboritany fahatelo Antaninandro ny alin’ny

FITANDROANA NY FILAMINANA MANDRITRA NY FANKALAZANA NY FETIN’NY PASKA SY NY FAHATONGAVAN’IREO FILOHAM-PIRENENA SY VAHINY MANAN-KAJA, MANDRITRA NY FIVORIAM-BEN’NY KOMISION’NY RANOMASIMBE INDIANA

👉Polisimpirenena Miaro sy Manampy ny Vahoaka ✅Tanjona apetraky ny Polisimpirenena ny hizoran’ny fetin’ny Paska anatin’ny fandriampahalemana manerana ny Nosy hoy ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOZANANY Dany Marius androany. Hohamafisina araka izany ny fitandroana ny filaminana

LANONAM-PITSARANA MANETRIKETRIKA FAMETRAHANA IREO MPAMPANOA LALANA AMBONY, HO AN’NY FITSARÀNA TAMPONY MADAGASIKARA ARY NY TONIA MPAMPANOA LALÀNA AMBONY HO AN’NY FITSARÀNA AMBONY AN’ANTANANARIVO

✅ Tontosa ny 14 Aprily 2025 tao amin’ny fitsaràna Tampony sy Fitsaràna Ambony Anosy ny lanonam-pitsaràna manetriketrika ho fametrahana ny Tonia Mpampanoa lalàna Ambony eo amin’ny Fitsaràna Tampony Madagasikara, Andriamatoa ANDRIAMAHAVORY Christian Paul sy ny Tonia Mpampanoa lalàna Ambony ho

DRSP BONGOLAVA: ADY AMIN’NY KOLIKOLY AN-DALAMBE

✅Ho fampiharana ny politikam-panjakana amin’ny ady amin’ny kolikoly dia nanatanteraka atrik’asa manokana teto amin’ny Espace Rose, Kaominina Tsiroanomandidy, momba ny ady amin’ny kolikoly eny andalam-be, sy ny fampiharana ny lalàna manankery ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny, ny fikambanana maro ary ny hery

OPERATION « BEMIDINA » TAO AMIN’NY FARI-PIADIDIAN’NY KAOMISARIA MAHAMASINA

Fametrahana fandriampahalemana maharitra ✅Tao amin’ny fari-piadidian’ny Kaomisarian’i Mahamasina indray no nanatanterahana ny hetsika « BEMIDINA » amin’ny alina, ataon’ny Polisimpirenena mba ho fanatsaràna hatrany ny Polisy manakaiky ny vahoaka na ny « Police de Proximité ». Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika ireo vaomieran’ny fandriam-pahalemana

FANOMANANA NY FIHAONANA AN-TAMPONY NY COI ETO MADAGASIKARA

✅ Natao androany faha 08 Aprily 2025 tao amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny Anosy ny fivorian’ireo komisiona miandraikitra ny lafiny fandriampahalemana sy fiarovana, ho fanomanana ny Fihaonana an-tampony ny Commission de l’océan Indien (COI) atao eto Madagasikara. ➡️Ity fivoriana ity dia nampivondrona

LEHILAHY IRAY TRATRA AMBODIOMBY NAMAKY TRANO TENY AMBOHIMIADANA AVARATRA, AMBOHIMANARINA, VOKATRY NY ANTSO HAINGANA NATAON’NY MPONINA TAMIN’NY POLISY

👉 Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana 🚨 Tsy nisy olona tao an-trano tamin’ny fotoana nidiran’ity tontakely ity tamina tokan-trano iray teny Ambohimiadana Ambohimanarina. Nisy tamin’ny mpiara-monina anefa nahatsikaritra izany ka nandeha niantso ny Polisy miasa teo amin’ny manodidina. ✅ Nidina avy