LEHILAHY ROA VOASAMBOTRY NY POLISY NOHO NY FITAZONANA SY FIVAROTANA ZAVAMAHADOMELINA

👉Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zavamahadomelina âžĄïžMitohy hatrany ny famongorana ny fiparitahan’ny zavamahadomelina ataon’ny Polisimpirenena. Lehilahy roa indray no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny sampandraharaha misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zavamahadomelina (STUP) Anosy. âžĄïžNy marainan’ny 07 Mey 2025 dia

TERATANY VAHINY IRAY NO VOASAMBOTRY NY POLISY MIADY AMIN’NY HELOKA ANABAKA (CYBERCRIMINALITE) TAO MAHAJANGA NOHON’NY FANAPARITAHANA HORONAN-TSARY MAMOAFADY ATAO AMIN’NY ZAZA

👉Fiarovana ny zaza amin’ny fanararaotana ara-nofo anabaka âžĄïžFiaraha-miasa sy fifampitokisana eo amin’ny sampandraharahan’ny Polisimpirenena malagasy miady amin’ny heloka anabaka (CybercriminalitĂ©) sy ny fikambanana Child Rescue Coalition any Etazonia no nahafantarana fa misy teratany vahiny 69 taona manao fitadiavam-bola ny fanaparitahana

FIOFANANA “PROTECTION DES HAUTES PERSONNALITES” : NATOMBOKA TENY IVATO

👉Fitantanana ny maha olona, fiofanana mitohy ✅Nosokafana ny 5 May 2025 teny amin’ny Tobin’ny Commandement des Formations SpĂ©cialisĂ©es (CFS) Ivato ny fiofanana mahakasika ny fiarovana olo-manan-kaja, na ny “Protection des Hautes PersonnalitĂ©s” (PHP) niarahan’ny Polisimpirenena sy ny avy amin’ny Zandarimariam-pirenena.

POLISIMPIRENENA : NANAO JERY TODIKA SY TOMBANA TAMIN’NY FOMBA FIASA NATAO NANDRITRA NY FITSIDIHAM-PANJAKANA SY NY FIVORIANA AN-TAMPON’NY COI, MBA AHAFAHANA MITONDRA FANATSARANA AMIN’NY ASA LEHIBE IZAY MBOLA HO AVY

✅Notarihan’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, ny 5 mey 2025, tetsy amin’ny kaomisaria foibe TsaralalĂ na ny fivoriana lehibe izay nanaovana jery todika sy nitondrĂ na tombana tamin’ireo asa vitan’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ny Polisimpirenena nandritra ny

MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA : NANOLOTRA FISAORANA NOHO NY FOMBA FIASA MATIHANINA NASEHON’NY POLISIMPIRENENA NANDRITRA IREO FOTOAN-DEHIBE NISEHO TETO AMIN’NY FIRENENA TAMIN’NY VOLANA APRILY, NITONDRA TORO-MARIKA SY NAMPORISIKA IHANY KOA MBA HITONDRA FANATSARANA HATRANY AMIN’NY ASA IZAY MBOLA MIANDRY

âžĄïžFahombiazana no vokatra azo teto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, teo anatrehan’ny fanomanana sy ny fitandroana ny filaminana nandritra ny fitsidihana ara-panjakana sy ny fihaonana an-tampony fahadimin’ny vaomieran’ny Ranomasimbe indiana natao teto amintsika ny 23 – 24 Aprily 2025 fa indrindra ny

MITOHY HATRANY NY FAMETRAHANA NY FANDRIAMPAHALEMANA MAHARITRA ATAON’NY POLISIMPIRENENA AMIN’NY ALALAN’NY HETSIKA BEMIDINA

👉 Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka ✅ Ho tohin’ireo fampiofanana ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana sy ny tompon’andraikitra eny ifotony dia teny amin’ny fari-piadidian’ny Kaomisarian’ny Boriborin-tany faha 6 Ambohimanarina indray no nanatanterahana ny hetsika Bemidina ny alin’ny 29 Aprily 2025. đŸ‘źâ€â™‚ïž