Ady amin’ny halatra isan-karazany ✅ Voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Komisarian’ny Boriborintany faha-2 Ambohijatovo ny lehilahy roa ny 31 Aogositra 2025 vao maraimbe noho ny resaka vaky trano. ✅ Teo am-pangalarana entana sy kojakoja an-tokantrano izy ireo no tratra
