– Tontosa ny 01 Septambra 2025 tao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Vakinankaratra ny fifamindram-pitantana teo amin’ny Commissaire de Police RALANTOMANANA Rija Tiana izay voatendry hitantana ny Commissariat Central Antsirabe sy ny Commissaire de Police RAHOLISON Andriananja Patrick izay nitantana teo
