NIHAONA TAMIN’IREO POLISIMPIRENENA AO AMIN’NY FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA AO MENABE NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA, NITSIDIKA IREO FOTODRAFITRASA VAOVAO IHANY KOA IZY

– Manatanteraka iraka ao amin’ny faritra Menabe ireo mpikamban’ny Governemanta vitsivitsy ankehitriny ka isan’izany ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police RAKOTOARIMANA Herilala. – Tonga tao Morondava ny marainan’ny 4 Septambra 2025 ny Minisitry ny Filaminambahoaka. – Nisy

NAMETRAKA LAMINA VAOVAO NY POLISIMPIRENENA AVY AO AMIN’NY KAOMISARIA FOIBE ANTANANARIVO ENTINA MANDRINDRA NY FIFAMOIVOIZANA ETSY AMIN’NY LALAM-BAOVAO MAMPITOHY NY ROND-POINT MADE INOX ANKASINA SY NY KIANJA MAKI ANDOHATAPENAKA MBA HANAMAIVANANA NY FITOHANANA REHEFA MARAINA SY HARIVA

Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka -Nametrahana paikady vaovao sy lamina manokana ny lalam-baovao rond point kianja Makis Andohatapenaka mihazo ny rond point Madinox Ankasina mba hanamaivanana ny fitohanana amin’ny fotoana mahabe mpivezivezy iny lalana iny. -Araka izany, natao « double