Nitrangana doro tanety tao Amparafaravola ny sabotsy 06 septambra 2025 tokony tamin’ny 02 ora sy sasany tolakandro. -Nahazo antso avy amin’ny mponina ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Amparafaravola fa nisy afo efa miely namely ny faritra La Grotte Amparafaravola. -Tsy
