Ady amin’ny halatra isan-karazany -Olona telo no voasambotry ny Polisin’ny FIP avy ao Anjozorobe noho ny trangana halatra solika amin’ny tetikasa lalambe migodana tao Mangamila, distrikan’Anjozorobe. -Ny alin’ny 05 septambra 2025, nandritra ny fisafoana, dia nahasambotra lehilahy roa avy ao
