-Voahosotra ho tompon-dakan’i Madagasikara taranja basketball sokajy N1A lehilahy indray ny COSPN . – Ny ekipan’ny GNBC na ny Gendarmerie Nationale Basketball Club no nifanandrina tamin’ny COSPN tamin’ny lalao famaranana ka nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 67 noho 56 ny
