Ady amin’ny asan-jiolahy -Nandritra ny fisafoana ny alin’ny 15 Septambra 2025 nataon’ny CUI sy ny UIR teny amin’ny faritra Ankazomanga sy ny manodidina no nahazo angom-baovao ny Polisy fa misy andiana mpanendaka mihaodihaody eny an-toerana. -Nanao velam-pandrika ahafahana misambotra ireto
