-Miatrika fiofanana nanomboka omaly 16 Septambra 2025 tao Tsiroanomandidy ireo Polisy vehivavy handrafitra ny BFP na ny Brigade Féminine de Proximité ao amin’ny faritra Bongolava. -Ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ny Aina, no nitarika
