Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka – Tontosa ny Alarobia 17 Septambra 2025 ny andro faharoa amin’ny fiofanana sy fanampim-pahaizana ho an’ireo Polisimpirenena vehivavy mandrafitra ny Brigade Féminine de Proximité na ny BFP, tao Tsiroanomandidy, renivohitry ny Faritra Bongolava. –
