-Tontosa tetsy amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka Anosy, ny Talata 14 Oktobra 2025, ny lanonana fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena teo aloha, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOZANANY Dany Marius, sy ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena vaovao nandray ny asany, ny Commissaire
