– Nanatanteraka fivoriambe sy nihaona mivantana tamin’ireo Polisimpirenena eto Antananarivo, teny amin’ny foibem-pibaikoana Anosy, teny amin’ny tobin’ny FIP Antanimora ary teny amin’ny kaomisaria Foibe Tsaralalàna ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ny Aina, niaraka tamin’ny Tale
