POLISIMPIRENENA MIARA-MIENTANA AMIN’NY VAOMIERAN’NY FANDRIAM-PAHALEMANA – FISAFOANA AMIN’NY ALINA ETO ANTANANARIVO

Fanamafisana ny fitandroana ny fandriam-pahalemana – Mitohy hatrany ny fisafoana ataon’ireo Polisimpirenena miasa eny an-kianja eto Antananarivo Renivohitra. – Ny alin’ny 15 Oktobra 2025, notarihin’ny Commissaire Divisionnaire de Police ANDRIANALISON Haminiaina Solofotiana, Talen’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Analamanga sy ny Commissaire