– Ady amin’ny halatra isan-karazany – Antoandro be nanahary no nidiran’ity lehilahy iray ity antsokosoko tao an-tranon’olona iray ao Antohomadinika, nangalany ny fahitalavitra « Ecran Plat » sy ireo kojakoja samihafa tao an-trano ny andron’ny 28 Novambra 2025. Nandeha niantsena ny tompon-trano
