– Ady amin’ny fisandohana andraikitra – Voasambotry ny Polisy misahana ny heloka bevava (Brigade Criminelle) Anosy ny tambazotrana mpanao ratsy izay nisandoka ho mpitandro filaminana. Ny fomba fanaony dia manatitra taratasy fiantsoana sandoka amin’olona izay efa fantatr’izy ireo mialoha. –
