– Basy poleta iray tsy misy taratsy miaraka amin’ny bala miisa 3 ary rongony mifono tanaty taratasy no tratran’ny Polisimpirenena nandritra ny sakana fanaraha-maso nataon’ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Mandritsara ny 25 Novambra 2025 teny amin’ny lalam-pirenena mampitohy an’ny
