– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana - Taorian’ny halatra miharo vaky trano nifanesy niseho tao anatin’ny Distrikan’i Boriziny (Port-Bergé) dia tsy nitsahatra nanao fikarohana ny Polisimpirenena miasa ao anivon’ny CSPD Boriziny. - Nahomby ny fanakaikezan’ny Polisimpirenena ny vahoaka satria nisy nanome
