ANTANANARIVO RENIVOHITRA SY NY MANODIDINA : MARO IREO ANDRIMASOM-POKONOLONA ISAM-POKONTANY NO MIJORO ARY MIARA-MIASA AKAIKY AMIN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA HO FIANTOHANA NY FILAMINAM-BAHOAKA

🚔 Nanatanteraka fisafoana alina ny OMC ny alin’ny Talata 28 hifoha ny Alarobia 29 Jolay 2026, notarihin’ny Prefen’Antananarivo, Andriamatoa ANDRIASY Vonjy Maminjanahary, niaraka tamin’ireo delegasiona maro notarihiny. Nisolotena ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ny Commissaire Divisionnaire de Police RAZAFINDAHY Manitra Fleurys, lehiben’ny

NOSY BE HELL-VILLE : MANAMAFY NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY ADY AMIN’NY HELOKA AN-DRANOMASINA NY POLISIMPIRENENA MALAGASY SY NY INTERPOL

👼 Ao anatin’ny tetikasa « Safe Seas for Africa (SSA) », vatsian’ny Vondrona Eoropeana vola, dia manatanteraka fanazaran-tena sy fampiofanana momba ny ady amin’ny heloka bevava an-dranomasina ny Interpol sy sampanddraharaham-panajakĂ na malagasy izay miantoka ny fiarovana ny sisin-dranomasika ka mandray anjara mavitrika

ADY AMIN’NY HERISETRA SY FAHAVEREZANA OLONA : TAFATSANGANA ARY EFA MIASA NY SEHATRA ANABAKA AHAFAHANA MITOROKA SY MANAO FILAZANA

👉 Polisimpirenena manaikaiky ny vahoaka 👼 Nanangana sehatra anabaka ahafahan’ny olom-pirenena mitoroka sy mampilaza ireo tranganĂ  herisetra mifototra amin’ny miralenta, ary koa ny fampilazana ireo tranga fahaverezan’olona ny Polisimpirenena ary efa miasa manomboka izao. đŸ”· Androany no nampahafantatra ny fisian’izany

VAKINANKARATRA, ANTSIRABE : OLONA EFATRA NAIDITRA AM-PONJA TAMIN’NY RAHARAHA VAKY TRANO, TRATRA TANY AMIN’IZY IREO NY ENTANA HALATRA MAROBE

👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy fametrahana fandriam-pahalemana maharitra đŸ‘źâ€â™‚ïž Taorian’ny fanadihadiana sy fikarohana nataon’ny Polisimpirenena momba ny raharaha vaky trano sy halatra nitranga tao Mahazina Atsimo, Antsirabe, ny 22 Jolay 2026, dia voasambotra ireo olona efatra voasaringotra tamin’izany. 🔃 Entana

FAHAVEREZANA OLONA : MANARA-MASO TSY TAPAKA NY FEPETRA SY NY TOROMARIKA AO AMIN’NY « CENTRE OPÉRATIONNEL ANTI-ENLÈVEMENT » IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY GOVERNEMANTA

đŸ›ïžđŸ“± Nitsidika ny Centre OpĂ©rationnel Anti-EnlĂšvement eny amin’ny Kaomisaria Foibe TsaralalĂ na ny harivan’ny Alatsinainy 27 Jolay 2026 ny Minisitry ny Foloalindahy, ny Jeneraly RAZAFITOMBO Maminirina Ely ; ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police ERICK MICHEL ; ary

1927–2026 — FANKALAZANA NY FAHA-99 TAONAN’NY FANANGANANA NY TAFIKA FANAFAHANA NY VAHOAKA SINOA SY NY FAHA-90 TAONAN’NY FAHOMBIAZAN’NY TAFIKA MENA TAMIN’NY DIABE LAVITRA

đŸ”· Notanterahina ny tolakandron’ny Sabotsy 25 Jolay 2026 ny lanonana fankalazana ny faha-99 taonan’ny fananganana ny Tafika Fanafahana ny Vahoaka Sinoa sy ny faha-90 taonan’ny fahombiazan’ny Tafika Mena nandritra ny Diabe Lavitra. © Ny Masoivohon ’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina eto

AZO ANTSOINA MAIMAIM-POANA NY LAHARANA MAITSO 147 RAHA MISY TRANGA MAMPIAHIAHY MOMBA NY FAHAVEREZANA OLONA ENY ANIVON’NY FIARAHAMONINA ; OMENA VALISOA IREO IZAY MANOME VAOVAO MARIM-POTOTRA KA HAHAFAHAN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA MISAMBOTRA NY MPANGALATRA OLONA

đŸ€ Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny solon-tenan’ny Governemanta nahitana ny Minisitry ny Foloalindahy, ny Minisitry ny FitsarĂ na, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny MInisitra delege misahana ny Zandarimariam-pirenena ary solon-tena avy amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ny harivan’ny Alarobia 22