👮 Lehilahy iray 31 taona no nosamborin’ny Polisy avy ao amin’ny Division STUP Boeny ny Sabotsy 18 Jolay 2026, tao amin’ny Fokontany Manga, Kaominina Mahajanga Renivohitra, taorian’ny fanangonam-baovao sy ny hetsika natao hiadiana amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina mahery vaika. 🖲️ Tamin’izany
