– Taorian’ny nanateran’ny olona tsara sitra-po zaza very tao amin’ny Poste de Police Morarano Chrome ny 14 Jolay 2026, dia nandray andraikitra avy hatrany ny Polisimpirenena niaraka tamin’ny Lehiben’ny Boriboritany, ny Ben’ny Tanànan’i Morarano Chrome, ny Sefo Fokontany ary ireo
