MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA – MASOIVOHO SINOA ETO MADAGASIKARA : MANAMAFY HATRANY NY FIARAHA-MIASA

🤝 Tontosa ny 24 Aogositra 2026 ny fihaonana teo amin’ny Masoivohon’i Chine sy ny delegasiona miaraka aminy; sy ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général de Police TSARAMONINA Ravony Jean Victor, tao amin’ny biraony tao Anosy ka niompana tamin’ny fanamafisana

FITSIDIHAM-PARITRA NATAON’NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA TAO AMIN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY : TANJONA NY HAMETRAHANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA

🟢 Tontosa ny 20 Aogositra – 23 Aogositra 2026 ny fitsidiham-paritra nataon’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police ERICK MICHEL tao amin’ny faritra Androy sy AnĂ´sy. 🎯 Tanjona ny hametraka fandriam-pahalemana maharitra manerana ny nosy, fa indrindra ny

TOAMASINA – TANAMBAO V : MPANENDAKA ROA VOASAMBOTRA

đźš” Ny marainan’ny 23 Aogositra 2026, tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany, dia nahazo fampandrenesana ny Polisy fa misy mpanendaka enjehin’ny fokonolona teny Tanambao V Toamasina. đź‘® Nidina avy hatrany teny an-toerana ny Polisy ao amin’ny vondron-kery CUI2 ao

ANTSIRANANA : NOTOLORANA FAKÀN-TSARY FANARAHA-MASO NY SERANAM-PIARAMANIDINA IRAISAM-PIRENENA AO ANTSIRANANA, IZAY HO AMPISAIN’NY POLISIMPIRENENA

🚨 Tontosa ny Alarobia 19 Aogositra 2026 ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo fakàn-tsary fanaraha-maso (caméras de surveillance) miisa 30 ho an’ny Polisimpirenena . ©️ Ny orinasa MADA-OZI, mpiara-miombon’antoka amin’ny Polisimpirenena eo amin’ny sehatry ny e-Visa no nanome izany izay

MAHAJANGA – ARANTA : VEHIVAVY 36 TAONA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY HERISETRA SY HELOKA MAMOAFADY TAMIN’IREO ZAZAVAVY TSY AMPY TAONA MIISA 13

👉 Fiarovana ny zaza tsy ampy taona sy ny olona marefo ⚠️ Ny 21 Aogositra 2026, tokony ho tamin’ny 08 ora maraina, dia voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny PMPM, Fitalevam-paritry ny Filaminambahoaka Boeny, tao amin’ny Fokontany Aranta, ny vehivavy