-Ady amin’ny halatra isan-karazany. – ANOSIMASINA ITAOSY – Teny Anosimasina Itaosy, tokony ho tamin’ny 3 ora sy sasany tolakandro, naharay antso ny Polisy fa nisy olona niditra an-keriny tao an-tokantrano iray, ka nikasa hangalatra. – Tonga haingana teny an-toerana ireo
