KIDNAPPING-KALIDAS: VOASAMBOTRY NY BC1 TETSY ANALAKELY NY LEHILAHY IRAY NANDRAY ANJARA TAMIN’ILAY FAKANA AN-KERINY ILAY TERA-TANY KARANA TETSY ANTANIMENA, EFA MIZOTRA TSIKELIKELY MAKANY AMIN’NY FIKAROHANA IREO TOMPON’ANTOKA REHETRA NY FANADIHADIANA

Mizotra tsikelikely ny fikarohana izay ataon’ny “Service Central des Affaires Criminelles” na SCAC etsy Anosy mahakasika ny raharaha fakàna an-keriny tera-tany karàna iray teny Antanimena (Kalidas) Ny 10 aprily 2018 lasa teo tokoa mantsy dia voasambotry ny Polisy misahana ny

FANDRAISANA MPIANATRA HO POLISY 2026 : NITSIDIKA IREO IVONTOERAM-PANADINANA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA

👉 Nitsidika ireo ivontoeram-panadinana tetsy amin’ny LMA Ampefiloha sy tetsy amin’ny CEG Antananimbarinandriana izay isan’ireo hanaovana ny fifaninana handraisana ireo mpianatra ho Polisimpirenena taona 2026 ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL ; niaraka tamin’ny Tale

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NITOHY TAMIN’NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA NY FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA

– Nitohy tamin’ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena, izay notanterahina ny Alakamisy 24 Septambra 2026, tetsy amin’ny Katedraly ImmaculĂ©e Andohalo. -Fotoana nanamarihana ny dian’ny Polisimpirenena nandritra izay 65 taona izay, sady fitondrĂ na am-bavaka ny asa andavanandro sy

FANDRAHOHANA SY FITAKIANA VOLA TAMIN’NY ALALAN’NY SMS : LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ARY NIDOBOKA AM-PONJA ENY TSIAFAHY

📱 Taorian’ny fitoriana napetraky ny olom-pirenena iray ny 8 Septambra 2026, dia nanokatra fanadihadiana momba ny fandrahonana ho faty sy fitakiana vola tamin’ny alalan’ny SMS ny mpitandro ny mpitandro filaminana miasa ao amin’ny « cellule mixte d’enquĂŞte  » TsaralalĂ na. 🚨Taorian’ny fikarohana