– Ady amin’ny herisetra sy fiarovana ny olona marefo – Nandray fitoriana mahakasika raharaha herisetra sy vono ary ratra niniana natao ny Kaomisarian’ny Filaminambahoaka Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana, ny Talata 04 Aogositra 2026. – Vehivavy iray no nametraka fitoriana ka
