FANAOVAN-TSONIA FIFANARAHAM-PIARAHAMIASA EO AMIN’NY BANKY FOIBEN’I MADAGASIKARA SY IREO HERY FIAROVANA SY FILAMINANA MIKASIKA NY FIAROVANA NY VOLA.

– Notanterahina tetsy Antaninarenina, tao amin’ny Banky Foiben’i Madagasikara, ny Alarobia 21 Janoary 2026 maraina, ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piarahamiasa teo amin’ny Banky Foiben’i Madagasikara sy ireo Hery Fiarovana sy Filaminana (FDS). Ity fifanarahana ity dia mikasika ny fanamafisana ny fiarovana ireo

LEHILAHY IRAY MPIDOROKA SY MPIVAROTRA RONGONY ENY AMIN’NY FARITRA ANDRAISORO SY NY MANODIDINA, VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA.

-Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. – Lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena miady amin’ny fidorohana sy fiparitahan’ny zava-mahadomelina Anosy (STUP) tetsy Andraisoro noho ny fitanana, fidorohana ary fivarotana rongony teny an-toerana. – Vaovao avy amin’ny olona tsara sitrapo no nahafahan’ny Polisy

OPERATION MAHOMBY TANTERAHIN’NY POLISIMPIRENENA : OLON-DRATSY MIISA DIMY VOASAMBOTRA NANDRITRA NY HETSIKA MANOKANA.

– Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. – Manatanteraka hetsika manokana ny Polisimpirenena ka nahitàm-bokany hatrany izany. Lehilahy miisa telo no tra-tehaky ny Polisin’ny Boriboritany fahatelo Antaninandro teny Andravoahangy. Anisan’ireo olon-dratsy mpanao harom-paosy sy sinto-mahery eny amin’ny faritra Andravoahangy sy ny manodidina iny