– Lehilahy iray no voasambotry ny Polisy miasa eo anivon’ny CRFIP Atsimo Atsinanana ny Talata faha 13 Janoary 2026 noho ny raharaha halatra sy fikasana hivarotra taolam-paty tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Anosivelo, Distrikan’i Farafangana. – Rehefa nahazo vaovao avy amin’olona
