FILAZANA FAMPITADIAVANA:RETSOFY SOLONDRAINY RALAHAVELO SOLOTENA, FIONONANTSOA NEHEMIA, ANDRIAMAMPIANINA HERILALA ROLLAND,RANAIVOMANANA ARSENE.

– Ilazana izay mahafantatra na mahita an’ireto olona manaraka ireto: • RETSOFY Solondrainy Ralahavelo Solotena, teraka ny 21 Jona 1992 tao Betania Toliara, tompon’ny karapanondro laharana 501.091.019.920, zanak’i Ralahavelo Pierre Tsianignena sy Françoise. Ny adiresy farany nahafantarana azy dia Ankadimbahoaka,

ANTOHOMADINIKA I.V.O : OLONA EFATRA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA, NAMPIDIRINA AM-PONJA VONJIMAIKA NOHO NY FIVAROTANA SY FIDOROHANA ZAVA-MAHADOMELINA « RÔRÔ »

-Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. -Taorian’ny angom-baovao voarain’ny Sampandraharaham-paritry ny Filaminambahoaka misahana ny fandikan-dalàna ara-toekarena Analamanga dia olona efatra, ahitàna lehilahy telo sy vehivavy iray, no voasambotra tamin’ny herinandro lasa teo, teny Antohamadinika I.V.O. -Fantatra fa ireto andian’olona ireto no mpivarotra

TOAMASINA, FIARAHA-MIORY AMIN’NY FIANAKAVIAN’NY POLISY NAMOY NY AINY SY FANAMPIANA IREO POLISIMPIRENENA TRABOINA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI, TSY MANADINO AZY IREO NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA

-Fitsinjovana ny lafiny maha olona -Ny 13 Febroary 2026 hariva dia nitsidika sy naneho fiaraha-miory tamin’ny fianakavian’ny Polisy nodimandry, ny Brigadier Chef de Police RATIVOSON Charles tao Tsarahonenana ny delegasionan’ny Polisimpirenena notarihin’ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Contrôleur Général de Police

TONTOSA TENY AMIN’NY SEKOLIM-PIRENENA AMBONY HO AN’NY POLISY (ENSP) IVATO NY LANONANA FAMETRAHANA NY GALONA HO AN’IREO POLISIMPIRENENA NAHAZO LAHARAM-BONINAHITRA COMMISSAIRE DE POLICE SY OFFICIER DE POLICE ARY INSPECTEUR DE POLICE.

– Fijerena ny lafiny maha olona. ‎- Tontosa ny Sabotsy faha 14 Febroary 2026 teny amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato , ny lanonana ofisialy fametrahana galona ho an’ireo Polisimpirenena niakatra laharam-boninahitra ho Commissaire de Police, Officier de