🚌Ny 11 Febroary 2026 alina no niainga ireo Polisimpirenena avy ao amin’ny Force d’Intervention de la Police (FIP) Antanimora, hanao iraka manokana ho fanamafisana ny firotsahana an-tsehatra amin’ny vonjy voina any Toamasina. 👮‍♂️Polisy voatendry hamita iraka izay hanamafy ny fandriampahalemana
