-Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina -Olona roa no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Sampandraharaha miady amin’ny fidorohana sy fivarotana zava-mahadomelina (SCLASSP), noho ny fitazonana sy fivarotana rongony mahery vaika, métamphetamine tao Andravoahangy ny, Talata 31 Martsa 2026. -Vaovao avy amin’olona
