– Notontosaina teny amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Mamory Ivato, ny Zoma 16 Janoary 2026, ny lanonana fankalazana ny faha-10 taonan’ny andiany MIARO. – Anisan’ny nanamarika izany tsingerin-taona izany ny fametahana ny takelam-pahatsiarovana ho an’ny andiany natao teny
