đ Ady aminâny asan-jiolahy sy fanamafisana ny filaminam-bahoaka. đźââïž Nandritra ny herinandro, dia nahitam-bokatra hatrany ny hetsika fampandriana fahalemana nataonâny Polisimpirenena tao an-tampon-tanĂ nanâi Mahajanga. Miisa 11 ireo olona voasambotra tany aminâireo faritra samihafa, anisanâizany Amborovy, Ambondrona, Amparihigidro, Mahavoky Atsimo sy
