– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana – Efa mian-dahy miam-bavy ny asa fanendahana ankehitriny ka mila mailo hatrany. Ny marainan’ny 23 martsa 2026, tovovavy iray no saika voaroba teo am-piaingàna handeha hiasa tao amin’ny Cité Ambodin’Isotry. Nisy vehivavy iray nanaraka azy
