🛡️ Ady amin’ny fandikan-dalĂ na sy ireo halatra isan-karazany đźš” BEHORIRIKA – SOARANO – TSARALALANA : Nanao hetsika manokana tamin’ny fanamiana sivily teny Behoririka, Soarano ary TsaralalĂ na ny Polisy avy ao amin’ny UIR Kaomisaria Foibe TsaralalĂ na, ny marainan’ny Alakamisy 01 Oktobra
