-Nihaona mivantana teny an-kianja ka niresaka tamin’ireo Polisimpirenena miasa eny an-dalana sy ireo mpamily taxibe 194 sy zotra D teny 67 ha Vatobe ary teny Andranomena ny Talem-paritry Filaminambahoaka Analamanga, ny Commissaire Prinicipal de Police RAFALIMANANA Alain Adonis, niaraka tamin’ny
