KIDNAPPING-KALIDAS: VOASAMBOTRY NY BC1 TETSY ANALAKELY NY LEHILAHY IRAY NANDRAY ANJARA TAMIN’ILAY FAKANA AN-KERINY ILAY TERA-TANY KARANA TETSY ANTANIMENA, EFA MIZOTRA TSIKELIKELY MAKANY AMIN’NY FIKAROHANA IREO TOMPON’ANTOKA REHETRA NY FANADIHADIANA

Mizotra tsikelikely ny fikarohana izay ataon’ny “Service Central des Affaires Criminelles” na SCAC etsy Anosy mahakasika ny raharaha fakàna an-keriny tera-tany karàna iray teny Antanimena (Kalidas) Ny 10 aprily 2018 lasa teo tokoa mantsy dia voasambotry ny Polisy misahana ny

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NITOHY TAMIN’NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA NY FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIMPIRENENA

– Nitohy tamin’ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisimpirenena, izay notanterahina ny Alakamisy 24 Septambra 2026, tetsy amin’ny Katedraly Immaculée Andohalo. -Fotoana nanamarihana ny dian’ny Polisimpirenena nandritra izay 65 taona izay, sady fitondràna am-bavaka ny asa andavanandro sy

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NAMAFISINA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY TAMIN’NY ALALAN’NY FAMETRAHANA NY POLITIKA ANATINY HIADIANA AMIN’IZANY.

💷 Ady amin’ny kolikoly. ☑️Tontosa ny Talata 22 Septambra 2026, tao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy Fampiofanana Mitohy Antanimora, ny fanolorana ny Politika anatiny Iadiana amin’ny Kolikoly (Politique Interne de Lutte Contre la Corruption) eo anivon’ny fitantanan-draharaham-panjakana eto amin’ny