ANALAMANGA : FANENTANANA NY VAHOAKA MOMBA NY LOZA ENTIN’NY ZAVA-MAHADOMELINA

👉 Ady amin’ny fiparitahana sy ny fidirohona zava-mahadomelina đŸ‘źâ€â™‚ïž Nanatanteraka fanentanana mikasika ny fiparitahana sy ny fampiasana zava-mahadomelina ireo Polisy avy amin’ny Sampandraharaha miady amin’ny fidorohana sy fiparitahan’ny zava-mahadomelina (STUP) , ny harivan’ny 20 Septambra 2026, teny amin’ny Fokontany Andohanimandrozesa.

ANOSIBE SY ANDAVAMAMBA : MANATANTERAKA FISAFOANA TSY TAPAKA NY POLISIMPIRENENA HO FANAMAFISANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA

👉 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 👼Mitohy hatrany ny fiarahamiasa eo amin’ ny mpitandro ny filaminana sy ny Andrimasom-pokonolona ao Antananarivo Renivohitra, miaraka amin’ireo tompon’andraikitra eny ifotony toy ny Vaomieran’ny Fandriampahalemana, ho fanamafisana ny filaminana sy ny fandriampahalemana amin’ireo toerana sy

SEKOLIM-PIRENENA MANOFANA HO INSPECTEURS SY AGENTS DE POLICE (ENIAP) ANTSIRABE : NAPETRAKA TEO AMBANY FANEVA NY ANDIANY « VANONA », TONTOSA IHANY KOA NY LANONANA ARA-MIARAMILA FANDRAISANA FIBAIKONA TEO AMIN’ IREO TALE MIISA 03 : NY TALEM-PARITRY FILAMINAMBAHOAKA VAKINAKARATRA, ITASY ARY BONGOLAVA

đŸ‘źâ€â™‚ïžđŸŽ“ Lanonana manan-danja telo sosona no notanterahina tao amin’ny Sekolim-pirenena manofana ho Inspecteurs sy Agents de Police « ENIAP » Antsirabe ny Zoma faha 18 Septembra 2026. ☑ Natomboka tamin’ ny fametrahana eo ambany faneva ireo mpianatra ho Agents de Police andiany

OIM – MADAGASIKARA / POLISY MIARO NY SISITANY : NAHITAM-BOKANY AMIN’NY FITANTANANA NY SISIN-TANY NY TETIKASA “CREE DES FRONTIÈRE INTELLIGENT”

© Tetikasa notohanan’ny Governemanta Japoney ary nampiharin’ny OIM na ny rantsan’ny Firenena mikambana momba ny Fifindra-monina tany Etiopia, Rwanda, CĂŽte d’Ivoire ary teto Madagasikara ny tetikasa « crĂ©er des frontiĂšres plus intelligents » na fametrahana ireo sisin-tany ho voaaro kokoa.

TSIROANOMANDIDY : LEHILAHY NAMONO NY VADINY, NIDOBOKA AM-PONJA.

🚹 Ady amin’ny heloka bevava. 📍 Nitrangana vono olona feno ratra tao amin’ny faritry Bongolava ny 14 Septambra 2026. ⚠ Fifamaliana no nitranga teo amin’ireto mpivady tao amin’ny Fokontany Analatsifaka, Kaominina Soanierana, Distrikan’i Tsiroanomandidy ny maraina’ny 14 Septambara 2026. 🎯

BFP MORONDAVA : NIDINA TENY ANIVON’NY FIARAHA-MONINA NY BFP NANAO FANENTANANA HO FISOROHANA NY HERISETRA SY NY FAHAVEREZAN’OLONA.

📅 Nanatanteraka hetsika sy fanentanana ny 15 Septambra 2026, tao Morondava Centre, ny Brigade FĂ©minine de ProximitĂ© (BFP) Morondava, ho fanamafisana ny fifandraisana amin’ny vahoaka. đŸ“± Nizara laharana ahafahana mifandray amin’ny Polisimpirenena ny BFP, mba ahafahan’ny vahoaka mampandre haingana ny

FISONDROTANA LAHARAM-BONINAHITRA MANOKANA, TONTOSA IHANY KOA LANONANA ARA-MIARAMILA AMIN’NY FANDRAISANA FIBAIKONA HO AN’NY TALEN’NY HERY VONJY TAITRAN’NY POLISIMPIRENENA ARY NY TALEM-PARITRY NY FILAMINAMBAHOAKA ANALAMANGA

👉 Fijerena ny lafiny maha-olona đŸŽ–ïž Lanonana roa sosona no notanterahina ny Alarobia 16 Septambra 2026, tetsy amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato. 🔘 Nanomboka tamin’ny fametrahana galona ho an’ireo Polisimpirenena nahazo fisondrotana manokana amin’ny laharam-boninahitra izany. Izao

ANKORONDRANO SY ANTOHOMADINIKA : ENIN-DAHY TRA-TEHAKA NOHO NY FIVAROTANA SY FITSINDRONANA HEROÏNE, ROA LAHY HAFA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO FIVAROTANA RONGONY

🚔 Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina. đŸ‘źâ€â™‚ïžNanao fidinana ifotony teny Ankorondrano ny Polisy miady amin’ny zava-mahadomelina eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Analamanga ny tolakandron’ny 11 Septambra 2026 rehefa nahazo angom-baovao mombana mpidoroka zava-mahadomelina mahery vaika. 👉Vokany, lehilahy miisa 06 no tra-tehaka