Ady amin’ny asan-jiolahy ➡️Lehilahy iray 43 taona no voasambotry ny Polisin’ny FIP tao Tanambao, ny 13 jolay 2025, noho ny resaka vaky trano. ➡️Manoloana ireo trangana vaky trano matetika niseho tao Tanambao sy ny manodidina dia nanamafy ny asa fiambenana
