-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny halatra omby. -Nitrangàna halatra omby tao amin’ny fokontany Mahabo, kaominina ambanivohitra Anosivelo Farafangana, ny marainan’ny Alatsinainy faha-30 Martsa 202. -Nampandre ny Polisin’ny FIP manao sakana tao Anosivelo ireo Fokonolona ka raikitra ny fanarahan-dia miaraka.
