– Natomboka teto Antananarivo nandritra ny roa andro eny amin’ny Fitaleavana misahana ny fikarohana sy fampiofanana mitohy (DRFC) eny Antanimora, ny 24 – 25 Martsa 2026 ny atrikasa momba ny ady amin’ny kolikoly ho an’ireo lehibena sampandraharaha ao amin’ny Minisiteran’ny
