– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana - Lehilahy roa no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny UIR Antsirabe, ny Talata 17 Martsa 2026 tokony ho tamin’ny 10 ora alina. - Teo ampanaovana fisafoana ireo Polisy no nifanena tamin’izy ireo izay nirifatra
