đšTranga roa izay mampiseho tokoa fa tsy natao hisehatra aminâny fandriam-pahalemana fotsiny ihany ny Polisimpirenena fa tena miaro aminâny lafiny rehetra ary manampy ny vahoaka tokoa. â ââ Izany no hamporisihana ny olom-pirenena rehetra tsy hihafahafa hiantso na hanantona ny Polisy
