📍 Jiolahy iray antsoina hoe “Radevoly” no maty voatifitry ny Polisy nandritra ny fifanenjehana ny alin’ny 23 Jona 2026. Avy nanatanteraka fanafihana tao Ambaniatsimo Ilafy izy tamin’io fotoana io. ♦️ Tokony ho tamin’ny 7 ora hariva no nanafika tsena fivarotana
