đ Noho ny vaovao azo avy amin’ny olona tsara sitrapo, dia nahatratra rongony miisa 30 fatorana ny Polisy ao amin’ny Kaomisarian’ny Filaminam-bahoaka Ambilobe, nandritra ny fisavana fiara fitateram-bahoaka teny amin’ny lalam-pirenena faha-6 (RN6), ny alin’ny 31 Jolay 2026. Voasambotra nandritra
