Ady amin’ny fidorohana sy fipariahana zava-mahadomelina ✅Tamin’ny fidirana tao amin’ny kianjan’Ambodivoanio tao Nosy Be ny alin’ny 8 Aogositra 2025 no voasavan’ny Polisy ity lehilahy 23 taona ity ka nahatratrarana fonosana cocaïne efa vonona ho amidy tany aminy. ✅Milanja 400 grama
