-Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana -Voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Kaomisaria boriboritany faha enina etsy Ambohimanarina sy ny UIR Tsaralalana ny 20 Mey 2026 tokony tamin’ny 08ora sy sasany maraina teo Andraharo ny Jiolahy roa, izay isan’ireo nandray anjara tamin’ny
