– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny asan-jiolahy – Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena ao Toamasina amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny famongorana ireo andian-jiolahy ao an-toerana. Tamin’ny alin’ny 27 hifoha ny 28 Mey 2026 dia nisy hetsika
