Ny 14 Jolay 2025, olona iray no tonga nanao fitarainana teny amin’ny Kaomisarian’ny Polisy tao Miarinarivo fa nisy zazavavy kely 13 taona, izay notezainy, tsy hita niaraka tamina vola 6 tapitrisa Ariary tao an-tranony. ➡️Ny 17 Jolay 2025, hita tao
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
Ny 14 Jolay 2025, olona iray no tonga nanao fitarainana teny amin’ny Kaomisarian’ny Polisy tao Miarinarivo fa nisy zazavavy kely 13 taona, izay notezainy, tsy hita niaraka tamina vola 6 tapitrisa Ariary tao an-tranony. ➡️Ny 17 Jolay 2025, hita tao
Fiarovana ny zaza sy ady amin’ny heloka mamoafady ➡️Androany Alahady 20 jolay 2025 dia voasambotra tao Nosy be ireto mpianaka izay tompon’andraikitra tamin’ny fanaovana sy fanaparitahana horonantsary mamoafady tamin’ny facebook niainga tao Nosy Be. Zanaky ny vehivavy iray voasambotra ihany
Fametrahana ny fandriampahalemana maharitra ➡️Fisolokiana amin’ny menaka sakafo : Voasambotry ny Polisy tao Fianarantsoa ny lehilahy iray 39 taona ny fiandohan’ny herinandro teo, noho ny fanoloany nuy menaka sakafo amin’ny rano mba entina hisolokiana. Rano maloto no natakalony ilay menaka
Toy ny afo tsy maty ao am-pon’ny Malagasy ny fahatsiarovana ireo tolona sy fitiavan-tanindrazana nasehon’ireo mahery fon’ny firenena, izay nanolotra ny ainy ho an’ny fahaleovantena. ➡️Tontosa ny marainan’ny 19 Jolay 2025 tetsy Antsaham-pitifirana Ankatso ny lanonam-pahatsiarovana ny faha-77 taona nanamarihana
Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka ➡️Renim-pianakaviana iray 22 taona no navotan’ny Polisy miasa etsy Ambodinisotry ny antoandron’ny 17 Jolay 2025. Nitambotsotra tampoka ity renim-pianakaviana ity, izay sady nitrotro ny zanany mbola menavava teny an-dalana ka nampikoropaka ny manodidina. ➡️Nisy
Nanatanteraka valan-dresaka ho fampahafantarana ny zaikabe andiany faha 4 ny FIVAPOVA, na ny Fikambanan’ny Vady Polisy sy Polisy Vavy, ny 17 Jolay 2025 tetsy Anosy ; izay notarihin’ny Filoham-boninahitra Nasionaly, Ramatoa Faniry RAKOTOARIMANANA, vadin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka ; sy ny
Ady amin’ny fidorohana sy fipariahana zavamahadomelina ➡️Nandritra ny hetsika manokana nataon’ny Polisin’ny SUT Toamasina tao Ankirihiry, ny talata 15 Jolay 2025, no nahatratrarana ireto mpidoroka zava-mahadomelina mahery vaika ireto. Araka ny fitarainan’ny mponina dia maro ireo tanora no roboka amin’ny
Ady amin’ny tsy fandriampahalemana ➡️Raha tsiahivina dia tamin’ny volana Martsa 2025 teo no tsy hita intsony ny tovolahy iray rehefa niala tao an-tranony tao Arivonimamo, voalaza fa handeha hividy vary tany Analavory. Nametraka fitarainana teny amin’ny Polisimpirenena ny fianakaviany noho
Ady amin’ny famaraninan’olombelona ➡️Vehivavy iray 26 taona no tratran’ny Polisin’ny PAF tao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny 12 Jolay 2025 raha nikasa hanondrana zazavavy kely vao 8 volana ho any Gabon tamin’ny sidina Ethiopians Airlines. ➡️Nisandoka ho renin’ilay zaza izy kanjo
Ady amin’ny halatra isan-karazany ➡️Lehilahy iray no tratra ambodiomby teo am-pangalarana « imprimante » ny antoandron’ny talata 15 Jolay 2025, tao amin’ny sekoly iray etsy Manarintsoa Isotry. ➡️Niditra an-tsokosoko tao amin’ilay sekoly izy, nitsofoka tao amin’ny birao rehefa nahita fa tsy nisy
Fampiroboroboana ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra marolafy ➡️Mitohy amin’ny lafiny maro ny fiaraha-miasa eo amin’ny masoivohon’i Frantsa sy ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka. Ny 15 jolay 2025, masolavitra mahita amin’ny maizina miisa efatra (04) no natolotry ny Direction de la Coopération de Sécurité
Ady amin’ny asan-jiolahy ➡️Nitrangàna asan-dahalo tao amin’ny fokontany Labirotsy Amboasary Atsimo ny 13 jolay 2025 tokony ho tamin’ny 5 ora hariva. Nisy andiana dahalo nikasa hangalatra omby tao amin’ity fokontany ity tamin’io fotoana io ary tsikaritry ny mponina ka nampandre