Ady amin’ny tsy fandriampahalemana ⏹️Ny maraimben’ny 22 febroary 2026, nisy lehilahy iray 37 taona voasambotry ny Polisimpirenena teny Nanisana. Teo am-pikasana hamaky trano ity lehilahy ity no saron’ny mpitandro filaminana nanao fisafoana. ⚠️Nandritra ny fisavana natao taminy dia nahitana fitaovana
