– Tontosa ny 02 Martsa 2026 teny amin’ny CCI Ivato ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Fikaonandoham-pirenena na ny Assises de la Police Nationale 2026, fivoriana lehibe mikendry ny hamolavolana endrika vaovao ho an’ny Polisimpirenena mba hifanaraka amin’ny vanim-potoana maoderina
